| Entrée | 1 ro mangazafy | 
| Mots élémentaires | 2 ro, 3 mangazafy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1#834] 6 ro misy menaka misomidika [1.1#619] | 
| Explications en anglais | 7   [ro manga zafy]
 a particular kind of gravy well cooked [1.2#521] | 
| Explications en français | 8   un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3#538] | 
| Exemples | 9   Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta.
[1.437#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |